Sehatra natao hiresahana ny momba ny vatana, ny ao antokatrano, ny taranaka, ny fomba sy fady eo anivon'ny fianakaviana sy ny fiarahamonina
Fanabeazana
Natao indrindra mba hifampizaràna ny traikefa sy fomba fanao amin'ny samy Malagasy. Firaiketana ireo fahaizamanao mba ho lovan'ny taranaka malagasy.
Fifanakalozana
Raha hividy, na hivarotra, na hanakalo, na hamita adidy, na hifampizara amin'ny mpiray tanindrazana,ary raha te hampiroborobo ny fihariana Malagasy.
Fitehirizana
Fitaovana entina hanangonana sy hanarahamaso ireo vokatry ny fihariana, ireo venty IRAY.MG, ireo harena sy lova navelan'ny ray aman-dreny sy ny razana.